- Publicité -
lundi, février 16, 2026

Tapatapany

# – Andilamena. Miverina ny fitrandrahana safira. Tato ho ato dia nahamarika ny mponina any amin’ny faritra Andilamena fa miverina any an-toerana indray ireo kalaza amin’ny fitrandahana safira ka anisan’izany ireo teratany vahiny tena havanana amin’io zavatra io.

# – Route digue. Fiara difotra tao anaty tanimbary. Omaly maraina be, nisehoana lozam-pifamoivoizana teny amin’ny Route Digue. Fiara kely iray voalaza fa nandeha mafy no nivarina tany anaty tanimbary. Difotra mihitsy ny tapany. Olona roa no naratra tamin’ity loza ity.

nangonin’i r.s.

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

S'abonner à notre newsletter