- Publicité -
lundi, août 25, 2025
- Publicité -

Tapatapany

Besarety. Lehilahy iray maty nisy namono. Tamin’ny alakamsiy lasa teo, nisy lehilahy iray natory tao amin’ny toerana nonenany, trano kely akaikin’ny fanariana fako, teny amin’ny toerana antsoin’ny olona hoe Tany malalaka eny Besarety. Nisy roalahy anefa tonga nony avy eo. Voalazan’ny vaovao fa tonga hitsindroka zaoridira izy ireo. Raikitra teo ny fifamaliana. Tsy nijanona teo izany fa niafara tamin’ny ady fikasihan-tanana. Naratra mafy ilay lehilahy. Nandeha rà be izy. Ny zoma nentin’ny olona tany amin’ny dokotera. Ilay mpitsabo no nilaza fa efa tsy izy intsony io fa efa maty.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser