- Publicité -
dimanche, juin 22, 2025

Tapatapany

#- Antohomadinika. Mpanendaka anaty fiara, voasambotry ny pôlisy. Lehilahy iray, antsoina hoe Bainina, efa mpamerin-keloka amin’ny fanendahana, no voasambotra tao anatin’ny vela-pandriky ny mpitandro filaminana, ny alakamisy teo, tetsy Antsalovana Antohomadinika. Araka ny fanazavana azo dia malaza amin’ny fanendahana anaty fiara eny amin’iny faritra iny ity lehilahy ity sy ny namany. Toy ny nahazo ny mpitondra fiara iray teny an-toerana, voaendaka sy nahazoan’ireo olon-dratsy firavaka volamena. Sendra nandeha mora noho ny lalan-dratsy ity olona ity no nanatona sy nanakenda azy avy hatrany ity mpanendaka rain-dahiny ity. Natolotra ny Fampanoavana omaly i Bainina

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser