- Publicité -
mardi, août 26, 2025
- Publicité -

Tapatapany

# – Tsarahonenana. Vaky trano. Ny alarobia efa alina, nisehoana vaky trano teny Tsarahonenana. Ny vaovao no nahafantarana fa samy nahare ny fandehan-javatra ny mponina, saingy tsy nisy sahy nivoaka noho ny tahotra. Dia nanjaka ny mpadroba. Rehefa maraina indray, samy tsy nisy afaka nahafantatra izay zavatra niseho marina tao amin’ilay trano voaroba. Faritra anisan’ny mena iny eny Andraisoro sy Tsarahonenana iny raha ny asan-jiolahy no asian-dresaka.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser