- Publicité -
lundi, septembre 14, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Fitsarana. Mpanao hala-botry nampidirina am-ponja. Tomefy olona ny teny amin’ny Fampanohavana, omaly. Niakatra teny avokoa mantsy ireo raharaha nafana rehetra tety amin’ny faritry ny renivohitra. Anisan’izany ireo olona efatra mpanao hala-botry teny amin’ny faritra Alasora.  Fantatra fa nisy tamin’izy ireo no nalefa vonjy maika any am-ponja.

r.s.

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser