- Publicité -
mardi, septembre 15, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Ambatondrazaka. Misy mikonokonona handroba fivarotan-dasantsy. Nametraka fitarainana tany amin’ny polisy ny mpiandraikitra fivarotana lasantsy any Ambatondrazaka fa misy andian’olona mitady hanafika ry zareo. Ny vaovao no nahalalana fa nisy nanontany ny mpiasa amin’izy ireny ny andro fanaovana « versement » betsaka. Toa efa misy olona karohina amin’izao fotoana izao.

Janus

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser