- Publicité -
dimanche, septembre 27, 2026
- Publicité -

Tapatapany

# – Anosy. Safira « masom-piso ». Natao omaly teny amin’ny tiribonaly ny fihainoana ireo olona rehetra voakasin’ilay raharaha safira “masom-piso” izay nahavoarohirohy teratany sri lankais roa sy vehivavy malagasy iray. Nanapa-kevitra ny fitsarana fa hatao amin’ny andro manaraka ny fitsarana izany. Afaka nandeha nody avokoa izany ireo rehetra tafiditra amin’izany.

# – Manandriana. Nosamborina ilay vehivavy. Taorian’ny nahafaty ankizy lahy 16 taona teny Manandriana Avaradrano, fantatra izao fa vehivavy iray no nosamborina teny an-toerana. Fifamaliana teo amin’ny roa tonta no nampidi-doza ary namoizana ain’olona.

nangonin’i r.s.

Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser