- Publicité -
mardi, mai 20, 2025

Tapatapany

Maevatanana. Fiaraben’ny orinasa niharan-doza, olona telo namoy ny ainy. Nisehoana loza mahatsiravina tany Maevatanana ny alahady alina lasa teo. Fiaraben’ny orinasa iray, nitondra olona enina no latsaka tany anaty hantsana, rehefa nisolifatra ny kodiarany. Vokany mpiasa telo no indray namoy ny ainy, telo hafa naratra mafy ka voatery nampiakarina haingana sy nalefa notsaboina taty an-drenivohitra.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser
seo