# – Andravoahangy. Vehivavy mpivarotra rongony voasambotra. Ny alarobia teo, no nosamborin’ny polisy ny vehivavy iray sy ny namany mpivarotra ary voalaza fa mpamatsy rongony ao amin’ny sekoly iray eny Andravoahangy sy ireo mpanendaka mbamin’ny mpanao sinto-mahery. Omaly no natolotra ny fitsarana ireo olona ireo.
r.s.