- Publicité -
samedi, juillet 5, 2025

Tapatapany

# – Talatamaty. Lehilahy voatsindrona antsy. Ny sabotsy lasa teo, tokony ho tany amin’ny misasakalina tany, zandary teny an-toerana nanao fisafoana no nahita olona nitsitra teo amoron-dalana. Rehefa nojeren’izy ireo dia lehilahy iray mihosin-drà. Fantatra tamin’izany fa voatsindrona antsy teo amin’ny tendany ilay izy. Mbola nisy aina ka novonjena nentina haingana teny amin’ny hopitaly akaiky. Rehefa nosavaina io olona io dia tsy nisy taratasy nahafantarana azy tany aminy. 

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici