- Publicité -
mardi, juillet 15, 2025

Tapatapany

Ambohimangakely. Dahalo roa tratran’ny zandary. Miakatra eto Andrenivohitra ny dahalo. Mpangalatr’omby roalahy no tratran’ny zandary teny Ambohimangakely, ny 16 novambra lasa teo. Nandroaka omby nampiahiahy teny amin’ny làlan’ny By pass izy ireo, no nifanehitra tamin’ny zandary. Nisy nampiahiahy tamin’ny taratasin’omby ,ka dia nanapa-kevitra ny hanadihady sy hampiditra « fourrière » ireo omby 5 ny zandary. Tamin’izany no tafaporitsaka ny iray tamin’ireo dahalo. Mitohy ny fikarohana. Natolotra ny Fampanoavana kosa iretsy roalahy voasambotra.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici