- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025

Tapatapany

#-Tsiroanomandidy. Fanafihana mitam-piadiana, olona iray naratra mafy, jiolahy iray voatifitra. Efa-dahy mirongo basy no nanafika tokantrano iray teny Ambatofotsy, kaominina Bemahatazana, distrika Tsiroanomandidy, ny alin’ny alarobia lasa teo. Lasa tamin’izany ny vola sy ny entana sarobidy tao amin’ity tokantrano ity. Ambonin’izay, naratra mafy voadarok’ireo jiolahy ny tompon-trano ka naratra mafy. Nisy avy hatrany fanenjehana natao’ny mpitandro filaminana, ka jiolahy iray no voa’ny bala, saingy mbola afa-nitsoaka. Mitohy ny fikarohana.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici