- Publicité -
dimanche, juillet 6, 2025

Tapatapany

# Analakely. Lehilahy maty teo amoron-dàlana. Matin’ny hanoanana hatreto raha ny fihevitry ny olona no antony nahafaty azy. Lehilahy iray 40 taona ary tsy manan-kialofana no hitan’ny olona nitsitra teo Analakely. Efa tsy nihetsika intsony ny tenany ary teo ihany dia hita fa efa tsy nisy aina, raha araka ny fitantaran’izay nahita. Nentin’ny tompon’andraikitra teny amin’ny tranom-paty taorian’izay ary raha sanatria ka tsy misy fianakaviana izy dia halevina eny amin’ny fasana iombonana eny Anjanahary, afaka andro vitsivitsy.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici