- Publicité -
mercredi, juillet 9, 2025

Tapatapany

#-Sambava. Mpandraharaha nisy naka an-keriny. Mpandraharaha iray ao amin’ny tampon-tananan’i Sambava ao indray, fantatra amin’ny anarana hoe Raoul, no nisy naka an-keriny ny zoma antoandro lasa teo. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary dia raha iny izy nitaingina ny fiarany iny no nosakanana valo lahy nitondra basy. Hita teo an-toerana ihany ny fiara adiny iray taorian’izay. Mbola tsy hita kosa hatramin’izao ity mpandraharaha ity. Mitohy ny fikarohana ataon’ireo mpitandro filaminana any an-toerana.

Nangonin’i m.L

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici