- Publicité -
lundi, septembre 29, 2025

Tapatapany

# – Antsalovana. Trano 45 may. Ny alin’ny alatsinainy hifoha talata, nisy haitrano goavana niseho teny Antsalovana. Trano eo amin’ny 45 eo no may ka trano biriky ny telo ary ny ambiny trano hazo avokoa. Amin’izao fotoana izao, eo amin’ny 200 eo ny traboina. Ny voavao hatrany no nahafantarana fa tsy mbola fantatra marina izay nahatonga ny fahamaizana.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici