WordPress database error: [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f2ebf-33fc.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f2ebf-33fd.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`

Tapatapany -
- Publicité -
vendredi, mai 16, 2025

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f2ebf-33ff.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_postmeta`

Tapatapany

# Isotry. Tovovavy maty nihinana poizim-boalavo. Tamin’ny faran’ny heriandro teo, tovovay iray no fantatra fa maty nihinana poizim-boalavo. Tsy nisy nahita azy nisotro an’io zavatra io fa izy efa nitsitra no nisy nahatsikaritra. Avy hatrany dia nentina tany amin’ny hopitaly. Tany no nahalalana ny zavatra nosotroiny. Ny voavoa no nahalalana fa vokatry ny famoizam-po.

# Ambatofotsy. Lehilahy maty nodomin’ny moto. Lehilahy lehibe 60 taona no fantatra fa maty nodomin’ny mota teny amin’ny faritra Ambatofotsy. Omaly no niseho izany. Tamin’ny fotoana niampitany no voadona izy. Mafimafy izany dona izany ary teny amin’ny faritry ny tratrany sy ny kibony no voa. Noezahina nentina tany amin’ny hopitaly nefa tsy tana ihany ny ainy.

 # Anjozorobe. Ankizy maty nodomin’ny fiara. Ankizy kely iray 4 taona no maty vokatry ny lozam-pifamoivoizana tamin’ny lalam-pirenena fahatelo ho any Anjozorobe. Taxi-brousse iray no voalaza fa nandona azy. Nipotsaka teo amin’ny arabe ny atidohany. Samy variana nizaha ny zava-nisy teo ny rehetra. Tamin’izay fotoana izay, saika handositra ilay mpamily fa tsy navelan’ny olona.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

Erreur de la base de données WordPress : [Disk full (/tmp/#sql-temptable-3cb-f2ebf-3401.MAI); waiting for someone to free some space... (errno: 28 "No space left on device")]
SHOW FULL COLUMNS FROM `db_options`