- Publicité SW45 -
vendredi, avril 19, 2024

Tapatapany

Tetsy  Ampefiloha ny  tovolahy iray mananika faha dimy ambin’ ny roapolo taona any ho any,  izay manana itony aretina tsy fatam-piavina mahatonga azy ho tsy tompon’ ny tenany, nefa toa matanjaka be sady  manao izay hitsin’ ny sainy fotsiny. Sendra ny fandalovan’ ny fisafoana nataon’ ny polisy izy ireo tamin’ izany ka dia nanolo-tanana ny fianakaviana tamin’ ny fanaterana ilay tovolahy tetsy amin’ ny hopitaly Befelatanana.

Fangalarana moto. Natolotra ny fitsarana androany i Manantsoa izay anisan’ ny lehiben’ ny andian-jiolahy mpangalatra moto sy fisolokiana, mbola misy namany hafa tadiavina amin’ izao fotoana izao, fitarainana maro tokoa moa no voaray tamin’ ireo Commissariat de police teto an-drenivohitra tamin’  ny fisolokiana nataon’ izy ireo

ALEM

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser