- Publicité SW45 -
samedi, juillet 27, 2024

Tapatapany

#  Ambohimanarina. Tokantrano voatafika. Ny marainan’ny alatsinainy tamin’ny 1 ora, notafihana jiolahy fito ny trano iray teny amin’ny faritra Ambohimanarina. Ny vaovao no nahalalana fa nisy tamin’ireo mpandroba no nanao saron-tava. Nopotehany ny varavarana. Rehefa tafiditra ry zalahy dia nitaky vola. Voaambana basy ny rehetra ary tsy nisy afaka nihetsika. Nomena an’ireo olon-dratsy izay notadiaviny. Raha vao nahazo izany izy ireo dia lasa nandositra.

nangonin’i r.s.

- Publicité -
- Publicité Google Ads -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser