- Publicité -
lundi, mai 12, 2025

Tapatapany

#-Maevatanana. Tovolahy mamo, maty voahitsaky ny fiara. Tovolahy iray manodidina 19 no namoy ny ainy rehefa  voahitsaky ny fiara tany amin’iny faritra Maevatanana iny, ny faran’ny herinandro lasa teo. Araka ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary, dia hanihany nataon’ny namany ihany no niteraka izao loza mahatsiravina izao. Fantatra mantsy fa avy nisotrosotro izy ireo ka mamo. Tamin’izay no natosik’ilay namany tany amin’ny arabe ity tovolahy ity. Tamin’izay indrindra anefa no notsenain’ny  taxi-brousse nirimorimo izy, ka niafara tany ambany kodiarana. Nentina avy hatrany tany amin’ny toeram-pitsaboana ity farany, saingy tsy avotra intsony ny ainy. Efa mandeha ny famotorana ataon’ireo mpitandro filaminana.

nangonin’i m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici