- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025

Tapatapany

# – Analakely. Mpamaky fiara enina tratran’ny polisy. Andian-jiolahy mpamaky fiara, andro sy alina, amin’ny faritra Analakely no tra-tehaky ny polisy avy ao amin’ny boriborintany voalohany, ny alin’ny 14 mey teo, teny amin’ny Petite Vitesse tamin’ny 2 ora sy sasany maraina. Nisy fiara vaky teny Analakely tamin’io alina io. Very tamin’izany ny vola 2,4 tapitrisa ariary sy finday roa ary taratasy. Nidina teny an-toerana ny mpitandro filaminana nizaha ifotony ny zava-nisy. Raikitra ny fisamborana azy enina ireo, lahy sy vavy. Voalaza fa tena kinga tokoa izy ireo amin’ny famakiana fiara. Efa nigadra teny Antanimora avokoa izy ireo, hoy ny vaovao voaray.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici