- Publicité -
jeudi, décembre 18, 2025

Tapatapany

# – Andavamamba. Mpianatra iray voaroba. Ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy tokony ho tany amin’ny 1 ora sy sasany, bandy telo nitondra antsy niditra tao amina tranona mpianatra iray. Rehefa tao amin’ilay trano ry zalahy dia nalainy ny vola hatrany amin’ny 400 00 ariary mahery, fahitalavitra sy zavatra hafa. Voalaza fa tsy afaka nanao na inona na inona mihitsy ny tompon’ny trano tamin’izany. Raha vao nahazo ireo zavatra ireo ny mpangalatra dia niala ny toerana. Efa misy fanadihadiana misokatra ataon’ny mpitandro filaminana.

r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici