- Publicité -
lundi, février 16, 2026

Tapatapany

#-Belo /Tsiribihina. Vehivavy maty notapahin-doha. Nisehoana vono olona mahatsiravina tao Bevoay ao amin’ny kaomina Bemarivo, distrika Belo Tsiribihina ny herinandro lasa teo. Vehivavy iray no novonoin’olon-tsy fantatra. Notapahina  ny lohany ary navelan’izy teny an-dàlana. Efa tsy miakanjo intsony ihany koa izy raha ny vaovao azo. Efa eny am-pelan-tanan’ny mpitandro filaminana ny raharaha.

nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter