lundi, avril 21, 2025

Tapatapany

# – Besarety. Fatin-dehilahy teo amoron-dàlana. Omaly maraina no nahitan’ny olona fatin-dehilahy iray nitsitra tero amoron-dàlana teny Besarety. Araka ny vaovao voaray dia irony mpatory an-dàlana irony izy. Voalaza fa maty noho ny hamamoana ity lehilahy 40 taona ity. Manana fianakaviana anefa izy. Efa eny amin’ny tranom-paty HJRA ny razana.

# Andranobevava. Lehilahy matin’ny herinaratra. Omaly maraina, loza no niseho teo amin’ny toerana misy trano lehibe aorina etsy Andranobevava. Lehilahy iray niasa tao no fantatra fa matin’ny herinaratra. Anisan’ny mpiasa mametraka ireny rakotra hanatsarana ny trano ireny izy io. Tsy lavitra anefa, nisy”fil” mitondra herinaratra mahery vaika. Noraisin’izany izy ary dia voalaza fa nikarainkona mihitsy.

nangonin’i r.s.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser