- Publicité -
jeudi, juillet 3, 2025

Tapatapany

# Mahabo. Zaza iray maty voatifitry ny dahalo teo amin’ny lamosiny. Saika mba hitsoaka hanavotra ny ainy io zaza io rehefa nahita ireo dahalo nanao andiany nandroba tao amin’ny tananany, ao amin’ny fokontany Ambalanangozy, saingy tsy nananan’ireo olon-dratsy hantra. Nifandrimbona ny mpitnadro ny filaminana tao an-toerana nanao ny fanarahan-dia ka ny omby no tafaverina amin’ny ampahany fa mbola ifampitadiavana kosa ireo dahalo izay tamin’ny tatitra farany dia efa tafatsoaka mihoatry ny 50 km miala ilay toerana nanafihany.

# Vadin’ny mpiambina ny lycée maty voatifitra. Tao Ankazoabo-Sud, ny sabotsy alina tokony ho tamin’ny 11ora sy sasany alina no tonga tao an-tranon’ny vadin’ny mpiambina ny lycée ao an-toerana ny telo lahy mitam-basy. Nitifitra tsy nihambahamba. Maty tsy tsa-drano ilay ramatoa, 29 taona.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici