- Publicité -
jeudi, août 28, 2025
- Publicité -

Tapatapany

#-Ambalavao – Fanafihana mitam-basy tamina toeram-pivarotana iray : lasan’ny jiolahy ny lelavola 4 hetsy ariary.  Afak’omaly alakamisy 12 janoary, lelavola efatra hetsy ariary niampy ronono telo boaty lehibe sy entana maromaro mora zaka no lasan’ny jiolahy nitam-piadiana nandroba tamina toeram-pivarotana iray tsy lavitra biraon’ny mpitandro filaminana, tany Ambalavao Tsienimparihy, faritra Matsiatra Ambony. Raha ny loharanom-baovao akaiky ny mpitandro filaminana dia tsy nisy kosa ny olona naratra na maty tamin’ity fanafihana mitam-basy ity, ary efa am-pikarohana an’ireo olon-dratsy ny polisy mandray an-tanana ny raharaha.

Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici