- Publicité -
samedi, novembre 22, 2025
- Publicité -

Tapatapany

#- RN2. Kamiô nifandona, potika ny iray, naratra mafy ny mpamily. Tapaka tanteraka ny lalam-pirenena faha-roa iny omaly hariva. Fiara-be roa no nifandona teo amin’ny tanan’i Brickaville. Mpamily iray no naratra mafy ary nifampisitomana avy tao anatin’ilay fiara nifandona. Mafy dia mafy tokoa ny fifandonana satria dia samy potika avokoa ny lohan’ireto fiarabe ireto. Araka ny fantatra dia samy nandeha mafy izy ireo, antony nahatonga izao fahavoazana izao.

Nangonin’i m.L

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici