- Publicité -
vendredi, juillet 18, 2025

Tapatapany

#-Nidoboka am-ponja ny alakamisy lasa teo ny ben’ny tanànan’ny kaominina Tsaravinany, distrika Mahanoro. Voarohirohy tamin’ny halatra lavanila maitso ity olom-boafidy ity, nahatratrarana lavanila milanja efatra kilao mahery tao an-tranony nandritra ny fisavan’ny mpitandro ny filaminana. Nikatona avokoa ny biraon’ny kaominina hatramin’io andro io noho ny figadran’ny ben’ny tanàna avy amin’ny antokon’ny fitondrana ity.

Nangonin’i D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici