- Publicité -
dimanche, juin 1, 2025

Tapatapany

# Tao anatin’ny tokotaniny ihany, tetsy Talatamaty, no maty voadonan’ny fiara ny zaza iray telo taona. Nanodina fiara ny lehilahy iray ary tsy hitany akory ilay zaza teo an-tokotany. Noezahina nentina teny amin’ny hopitaly saingy tsy tana intsony ny ainy.

# Efa saika maty raha nisy kely foana ny zaza iray vao avy natao didim-poitra. Nanonofy izy ary voadonany izany. Nandeha rà tsy an-kijanona ary voatery nozairina avy hatrany vao tonga tao amin’ny toeram-pitsaboana. Avotra soa aman-tsara ihany,

# Nizotra nankany amin’ny tendan’ny raim-pianakaviana ny antsy namohan’ny zanany « boîte de conserve ». Niteraka ny fahafatesan’ilay rangahy izany satria nijininika tsy tana ny rà. Tetsy Androhibe no nitranga izany omaly.

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici