# Sinoa iray no saron’ny zandary nitondra rongony raha saika hiondrana ho any Guangzhou ny asabotsy lasa teo. Nodakany ny zandary ary niditra tao amin’ny biraon’ny pôlisy izy. Notambatambazan’ny pôlisy, hoy ny zandary, izay vao nanaiky nosamborina.
# Roa no matin’ny pesta ao amin’ny hopitalin’Ambohimiandra ary mbola misy olona maromaro ahiana ho voan’izany koa.
# Ny laharana maintson’ny pesta : 0343081030/0323203800/0336580000
D.R