- Publicité SW45 -
mercredi, juillet 3, 2024
- Publicité -

Tapatapany

# – Ampefiloha. Telo vavy tsy ampy taona nanao ditra. Ny alatsinainy teo, tsy hita ny nalehan’ireo ankizy vavy tsy ampy taona, (eo amin’ny 13 taona eo avokoa). Niezaka nikaroka azy ireo ny havany. Omaly hariva voa niverina tany amin’ny tranony izy ireo. Rehefa nanontaniana dia nilaza fa nampiantranoin’izany ramatoa izany teny amin’ny faritra Anosibe teny. Mandray an-tanana ny raharaha amin’izao fotoana izao ny Hafari Madagasikara.

 

# – Analakely. Manao andiany ny Mpisam. Tsy matahotra ny mpitandro filaminana intsony ireo andian-jatovo manao sinto-mahery any amin’iny faritra Analakely iny. Voalaza fa efa tena manana traikefa ry zalahy ireo na dia mbola kely taona aza. Mody mangataka aloha izy ireo. Rehefa tsy manome azy izay olona angatahany dia ataony amin’ny fanaovana azy. Savoroitahany, ny sasany manompa, ny hafa maka ny entana. Vazaha maromaro no sendra izany tamin’ny herinandro lasa teo.

 

# – Analavory. Vav

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser