- Publicité -
mardi, juillet 1, 2025

Tapatapany

# Nofaohin’ny taxi-be iray ny mpitondra scooter miisa roa, tetsy Ambohimahitsy. Maty tsy tsa-drano ny iray ary ny faharoa kosa tapaka ny tongony. Raha araka ny fanazavan’ny mpandeha tamin’io fiara fitaterana io dia taxi-be izay tsy nanaja ny zotra mankany amin’ilay toerana nandehanany akory izy io. Rehefa nitranga ny loza dia mbola saika hitsoaka ny mpamily saingy ny olona no niara-nientana nitazona azy teo an-toerana.

#  Zazalahy kely iray 15 taona  no maty nilatsaham-potaka tao Ambatofotsy, fokontany Antanambao Atsimo-Miarinarivo. Ny talata teo, tokony ho tamin’ny iray sy sasany tolakandro, raha niandry omby io zazalahy io, niaraka tamin’ny zokiny no nialoka kely raha avy ny orana. Nilatsahan’ny vartra izy ka maty tsy tra-drano niaraka tamin’ny omby telo nandrasany. Niezaka niala nenina ny mpitsabo fa tsy tana ny ainy. Teo amin’ny valahany no tsikaritry ny fianakaviany ho voan’ny varatra.

Judi

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici