- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025

Tapatapany

# Kidnapping Sinoa. Tsy mbola misy mangirana. Hatramin’izao, tsy mbola misy zavatra hentitra mikasika ilay fangalana ankeriny Sinoa iray tany Toamasina niseho ny alarobia hariva. Samy miandry avokoa ny rehetra. Tsy mbola nandrenesam-peo ireo mpaka an-keriny. Tsy fantatra ihany koa izay nanjo ilay Sinoa. Tsy nisy vaovao koa avy amin’ny fianakaviana. Ny hany marim-pototra dia ny hoe, tsy nivoaka ny tananan’i Toamasina ireo jiolahy sy ilay olona nalaina an-keriny, araka ny nitanterana azy omaly teto amin’ny gazety.

J.C. Steve

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser