- Publicité -
jeudi, mai 15, 2025

Tapatapany

#- Fiarabe “semi-remorque” iray indray no nivadika tetsy amin’ny “rond point” Amoronakona Ambohimangakely, omaly. Teo amin’ny toerana nifanandrify indrindra tamin’ilay nampivadika ilay fiarabe nitondra solika ho an’ny Jirama, andro vitsy lasa izay, alohan’ny hiditra ho any amin’ny lalam-baovao “Rocade Iarivo”. Ireo fitaovana sy fiarabe mpanadio io solika raraka io aza moa mbola teo tamin’io fotoana io. Voalaza fa toa hoe tsy nanana olana ara-teknika ny fiara kanefa dia io niharan-doza io. Tsy nisy ny naratra na ny namoy ny ainy fa ny fahasimban-javatra no betsaka.

m.L

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici