- Publicité SW45 -
dimanche, avril 28, 2024

Tapatapany

# – Mahajanga. Taolam-paty 56 hita tao anaty rano. Ny 14 may teo no nahitana taolam-paty mifangaro miisa 56 tao amban’ny tetezana Manapatanana Amborovy Mahajanga tao anaty rano. Nidina tany an-toerana ny zandary tao amin’ny borigadin’ny Amborovy , teny ihany koa ny dokoteran’ny BMH ary naterina teny amin’ny tobin’ny BMH avy eo ireo taolana ireo.

# – Mampikony. Vehivavy 18 taona maty nanala zaza. Maty nohon’ny fanalan-jaza nataony ity zazavavy vao 18 taona monja. Ny vaovao no nahalalana fa tokony hanala BEPC amin’ity taona ity izy. Tsy mba tnay amin’ny mpitsabo na nanaovany izany fa nanatona rennin-jaza izy. Amin’izao fotoana izao, nandositra ity renin-jaza ity ary efa eo hampikarohana azy ny zandary any an-toerana amin’izao fotoana izao .

Nangonin’i Alem

- Publicité Google Ads -
Suivez nous
276,361FansJ'aime
4,243SuiveursSuivre
611AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser