- Publicité -
lundi, juillet 7, 2025

Tapatapany

# – Ambohibao. Vono olona. Efa misy voasambotra. Taorian’ilay vono olona mahatsiravina teny Ambohibao, fantatra izao fa taorian’ny fanadihadiana nataon’ny mpitandro filaminana dia efa misy olona vosambotra ary voarohirohy tamin’iny raharaha iny. Mitohy hatrany ny fikarohana ireo izay nahavanona ny loza amin’izao fotoana izao.

# – Mananara Nord. Olona 14 tsy hita.Olona 14 no fantatra fa tsy hita popoka hatramin’izao tany amin’ny faritry Mananara Avaratra. Mpanararaotra avokoa izy ireo , nandeha sambo kely. Tany amin’ny Cap Masoala no niseho ity zavatra ity. Efa nisy ny fikarohana azy ireo nefa tsy nahitana vokany izany hatramin’izao. Tsy hay araka izany na mbola any ry zareo na efa dobo any anaty ranomasaina.

nangonin’i r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser