- Publicité -
mardi, juillet 1, 2025

Tapatapany

# – Mahajanga. Nahazo fahafahana vonjimaika. Taorian’ny nanolorana ny fampanoavana  an’ireo olona sivy voasambotra tamin’ny sakoroka tany Mahajanga, ny alatsinainy teo, fantatra fa nahazo fahafahana vonjimaika avokoa izy ireo. Marihina fa mpianatra mpandraharaha ao amin’ny oniversite ary olon-tsotra ireo voasambotra ireo. Etsy andaniny, miverina tsikelikely amin’ny laoniny ny fiainan’ny olona. Nizotra antsakany sy andavany ihany koa ny fanadinana bakaloreoa teknika.

r.s.

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser