- Publicité -
jeudi, août 28, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversTapatapany: Ambato-Boeni. Gadra nandositra maty voatifitra

Tapatapany: Ambato-Boeni. Gadra nandositra maty voatifitra

Gadra lava fantatra fa nanao fanafihana mitam-piadina no maty voatifitry ny zandary tany Ambato-Boeni. Roa lahy izy ireo no nandositra ny fonja nitazonana azy. Rehefa nenjehina dia mbola sahy nifampitifitra tamin’ny mpitandro filaminana. Tamin’izay no nahavoa ny iray sy nahafaty azy. Tamin’ny alakamisy ny herinandro lasa teo no niseho ity zavatra ity.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
414,384FansJ'aime
12,533SuiveursSuivre
1,820AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser