- Publicité -
mardi, septembre 16, 2025
AccueilFaits-DiversTapatapany(07/12/13)

Tapatapany(07/12/13)

# – Anosizato. Lehilahy hita faty tao anaty rano. Ny alakamisy lasa teo no nahitan’ny olona fatin-dehilahy iray natsingevan’ny rano teny amin’ny faritra Anosizato. Ny loharanom-baovao no nahalalana fa teo amin’ilay toerana maro mpilaza fa misy vazimba no nahitana ny razana. Mbola miakanjo ara-dalàna izy ary tsy nisy ratra hita mivantana ny tenany.

r.s.

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser