- Publicité -
mercredi, juillet 2, 2025
AccueilFaits-DiversToamasina : Mpandraharaha nanjavona !

Toamasina : Mpandraharaha nanjavona !

Nisy niantso izy fa misy entana amidy. Natao ny fotoana ary nandeha tany ilay mpandraharaha amin’ny varotra lafarinina. Nanomboka teo anefa dia tsy hita, nanjavona tanteraka ary tsy fantatra na maty na velona ny tenany. Nampandrenesina ny mpitandro ny filaminana ka nanomboka tamin’ny alakamisy lasa teo dia efa nisy ny fitadiavana azy eraky ny tanàna, saingy mbola tsy nahitam-bokany aloha izany hatreto. Nisy naka an-keriny koa ve ity Malagasy ity sa kosa ny vola teny aminy no nokendrena dia niafara tamin’ny fanjavonany? Raha ny re mantsy dia nitondra volabe izy tamin’ny fotoana nandehanany namonjy ilay olona niantso azy…

D.R

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser