Voasambotry ny olona rehefa avy nanao sinto-mahery omaly alina ho tamin’ny sivy ora sy sasany ka niharan’ny fitsaram-bahoaka avy hatrany ity tovolahy ity sy ny namany iray. Voa mafy ary saika tsy fantatra intsony ny tarehiny araka izay hitantsika amin’ny sary izao.
D.R