Nisy fahadisoana ny vaovao nivoaka teto noho ny fampitam-baovao voaray avy amin’ny mPampita vaovaon’ny kaominina, ny alatsinainy 02 jolay teo tao anatin’ilay vaovao hoe “Ben’ny tanànan’i Toamasina Ratsiraka Elisé: Tsy noraharahian’ny “TGV-MAPAR” ny fitokanana « ZAVA-BITA » nataony”, mikasika ny mariboninahitra azon’ny ben’ny tananan’i Toamasina. Mariboninahitra “Grand Croix de Deuxième Classe” no izy raha mariboninahitra “Commandeur” indray no voasoratra. Miala tsiny amin’Atoa Ratsiraka Elisé noho io fahadisoana io.
Malala Didier