- Publicité -
dimanche, septembre 6, 2026
- Publicité -
AccueilFaits-DiversTolagnaro : Vonoan’olona misesisesy : « couvre-feu” !

Tolagnaro : Vonoan’olona misesisesy : « couvre-feu” !

Nanomboka omaly no nasiana « couvre feu » tao amin’ny renivohitry ny faritra Anosy. Izany dia noho ny fisian’ny vonoan’olona telo karazana, ary nifanesy tao anatin’ny alina telo. Indrindra koa, mitovy ny fisehoan’ny fahafatesana : samy teo amin’ny hatoka avokoa no nahitàna ny ratra. Nandray andraikitra avy hatrany ny tompon’andraikitry ny faritra tamin’ny famoahana lalàna mahakasika ny “couvre-feu”. Harahina ny fivoaran’ny raharaha.

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
502,213FansJ'aime
22,466SuiveursSuivre
8,516SuiveursSuivre
2,891AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser