- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : 30 volana tsy nandray karama ny mpiasan’ny Faritany

Toliara : 30 volana tsy nandray karama ny mpiasan’ny Faritany

30 volana amin’izao no tsy nandray karama ireo mpiasan’ny faritanin’i Toliara (ex-province). « Bokan-trosa, tsy afa-mampianatra zanaka sy mitsabo tena intsony izahay raha marary, sns », hoy ireto mpiasa tezitra nampiaka-peo. Raha ny loharanom-baovao dia misy amin’ireo zanaky ny mpiasa no lasa mivaro-tena mba hivelomana hanampiana ny ray aman-dreniny. Raha ny nambaran’ireo mpiasa hatrany dia efa maro ny hetsi-pangatahana nataon’izy ireo mba hamahana ny olana eo amin’ny tsy fahazoana karama, nefa dia antso an’efitra foana izany, ary tsy tanteraka mandraka ankehitriny, fa lasa poak’aty ny fampanantenana nataon’ny minisitra mpiahy azy ireo.
Eric Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici