- Publicité -
jeudi, novembre 20, 2025
- Publicité -
AccueilFaits-DiversToliara : Adala voaolana

Toliara : Adala voaolana

Vehivavy tsy salama saina no naolan’ny telolahy mamon-toaka sy rongony. Ny zoma alina teo, tokony ho tamin’ny sivy ora alina tao Toliara. Teo am-panaovana ny filan-dratsiny ireto telolahy no nisy olona nahatsikaritra. Raikitra ny “hazolava” ary raikitra ny hatezeram-bahoaka. Rapan’ny daroka sy vono ny iray tamin’ireo lehilahy.

Eric Manitrisa

- Publicité -
- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici