- Publicité -
jeudi, juillet 3, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : Fatin-jazarano nariana teny amin’ny « port »

Toliara : Fatin-jazarano nariana teny amin’ny « port »

Efa manao saim-biby mihitsy ny reny sasany ankehitriny. Fatin-jazarano iray izay vavikely no nisy nanary tao anaty kirihitr’ ala honko, amin’ny lalana miditra ny seranan-tsambon’i Toliara, Fokontany Mahavatse, omaly naraina. Mbola hita teny amin’ny vanta- mangatsiakan’ity zaza tsy manan-tsiny vao teraka izay nihosim-potoka nosaronana lamba tonta ity ny tadim-poitrany. Onena avokoa moa izay nahita ny razana, ka tao ireo nalahelo mafy ary nandatsa sy nanozona avy hatrany an’ilay/ireo nahavanon-doza.

Eric Manitrisa

Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici