- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : Fivarotana roa voatafika, tovolahy iray maty voatifitra

Toliara : Fivarotana roa voatafika, tovolahy iray maty voatifitra

Nitrangana fanafihan-jiolahy mitam-piadiana indray tany Toliara, ny  zoma teo, tokony ho tamin’ny iray ora maraina, tao amin’ny fokontanin’i Betania. Jiolahy am-polony nirongo basy no nanafika toeram-pivarotana roa. Raha vao tafiditra tao an-trano ireo olon-dratsy tsy mifaditrovana dia nitifitra avy hatrany. Tovolahy iray tamin’ny roa natory tao amin’ity « épicerie » ity no maty tsy tra-drano niantefan’ny bala. Tsy afa-po ireo jiolahy, fa mbola nifindra tamin’ny « dokany » faharoa tsy lavitra teo. Entana maro no voaroba tamin’ity fanafihana namoizana ain’olona ity indray.
Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser