- Publicité -
mercredi, février 4, 2026
AccueilFaits-DiversToliara : Kandidà ben’ny tanàna norotahan’ny olona

Toliara : Kandidà ben’ny tanàna norotahan’ny olona

Sivy andro taty aorian’ny fahavitan’ny latsa-bato tamin’ny fifidianana kaominaly, ny zoma 31 jolay lasa teo, dia mbola misy amin’ireo kandidà nilatsaka hofidina ho ben’ny tanàna ao Toliara tsy nahaloa volan’ny « délégué de vote ». Tezitra ireto farany narirarira hatramin’izay ka nitroatra. Nitsoaka mihitsy ity kandidà bokan-trosa ity, ny zoma hariva sy sabotsy naraina teo fa norotahan’ny olona. Nanome fepotoana hatramin’ny anio ireto « délègue de vote » fa raha sanatria tsy voaray androany ny vola nifanarahana, dia haka ny entan’ilay kandidà any an-trano ry zareo hatao solom-bola. Raha ny tsilian-tsofina tamin’ny angom-baovao dia hivaro-pananana ity kandidà nilaza fa bokan-trosa sy diso fanantenana ity, hanonerana sy handoavana ny volan’olona.

Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
419,278FansJ'aime
14,461SuiveursSuivre
5,417SuiveursSuivre
1,920AbonnésS'abonner

S'abonner à notre newsletter

Articles qui pourraient vous intéresser

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici

S'abonner à notre newsletter