- Publicité -
samedi, mai 17, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : Scooter nidona tamin’ny andrinjiro, tovolahy iray vaky loha sy tapa-dela

Toliara : Scooter nidona tamin’ny andrinjiro, tovolahy iray vaky loha sy tapa-dela

Noho ny herin’ny toaka sy vokatry ny tsy fitandremana totoafo ny lozam-pifamoivoizana nandratrana olona tamin’iny herinandro iny. Omaly maraina tokony ho tamin’ny 8 ora sy sasany tany Toliara (lalana amoron-driaka), dia moto scooter iray nandeha mafy niala lavaka dibo-drano no nikorisa, ka nirafitra tamin’ny andrinjiron’ny Jirama. Naratra mafy vaky loha sy tapa-dela mihitsy ilay tovolahy iray sahabo 25 taona nitondra ilay moto ; izay namofona toaka (mbola makafoka), raha ratra madinika teo amin’ny tànana kosa ny an’ilay ramatoa nentiny tao aoriana. Marihana fa samy tsy nisy nanao « casque » izy roa ireto.
Manitrisa

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser