- Publicité SW45 -
mercredi, juillet 3, 2024
- Publicité -
AccueilFaits-DiversToliara : Vehivavy 53 taona niteraka kambana

Toliara : Vehivavy 53 taona niteraka kambana

Tranga hafakely tsy dia fahita na fandre matetika no niseho tao Toliara tamin’ity herinandro ity. Ramatoa efa mananika nyfaha-53 taonany nitondra vohoka no niteraka kambana soa aman-tsara tsy nisy olana ny 11 novambra lasa teo. Mpamboly monina any amin’ny distrikan’i Toliara II ity ramatoa ity ary zanany fahenina ireto naterany farany ireto. Amin’ny maha tambanivohitra azy dia mpanotra sy renin-jaza no nampiteraka azy foana hatramin’izay. Tamin’ity indray mitoraka ity kosa mpampivelona no tena nanaraka ny fahasalaman’izy 3 mianaka. Voalaza fa tany amin’ny faha-23 taonany ity ramatoa ity no niteraka voalohany ary folo taona ny zanany farany amin’izao, dia izy teraka kambana io. Fanomezam-pahasoavana tsy nampoizina.

Tsy nino. « Tsy nanampo ny hitoe-jaza intsony aho, fa nihevitra ny tenako ho nitsaha-pi­tsaihana na dia efa teo amin’ny efa-bolana latsaka aza ny kibony », hoy ilay ram

- Publicité -
- Publicité -
Suivez nous
387,795FansJ'aime
7,021SuiveursSuivre
1,030AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser