- Publicité -
mercredi, mai 14, 2025
AccueilFaits-DiversToliara : Vola Ar 1,8 tapitrisa niampy volamena 15 g lasan’ny jiolahy

Toliara : Vola Ar 1,8 tapitrisa niampy volamena 15 g lasan’ny jiolahy

Tokantrano iray tao amin’ny fokontany Tanambao II/TSF Nord, Toliara, no notafihan’ny telolahy nirongo basy, afakomaly naraimbe tokony ho tamin’ny roa ora. Tsy afa-nihetsika ny niharam-boina nanoloana ny vavam-basy. Lasan’ny jiolahy  ny lelavola mitentina 1,8 tapitrisa ariary niampy firavaka sy rojo volamena milanja 15g sy entana hafa sarobidy mora zaka. Raha ny vaovao voaray dia niliba ireo olon-dratsy. Tsy nisy aina nafoy na olona naratra tamin’ity fanafihana indray nitoraka ity.

Eric Man

- Publicité -
Suivez nous
409,418FansJ'aime
10,821SuiveursSuivre
1,620AbonnésS'abonner
Articles qui pourraient vous intéresser